Actualités

Mahaly Olivier sy Gérvais Rakotoarimanana Nifandramatra hatramin’ny farany?


  • Alarobia 19 Jolay 2017

Mivoaka ny resaka amin’izao fotoana izao fa fifamaliana teo amin’ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier no nahatonga ny Minisitry ny vola sy ny teti-bola teo aloha Gervais Rakotoarimanana nametra-pialana.

 Teo ny resaka hoe tsy faneken’ny minisitra ny hividy fiara tsy mataho-dàlana miisa 100 hanambazana ny solombavambahoaka. Resaka hafa ihany  koa ny momba ny famoahana vola vaovao, indrindra ny 20 000ariary mitambatra. Raha ny fenitra dia ny ministeran’ny vola sy ny Banky foibe no mikarakara izany kanefa noterena ho an’ny primatiora sy ny banky foibe no nanao ny asa rehetra manodidina ny fanamboarana vola azy, raha resaka mivoaka hatrany, ka voalaza misy fifandraisany amin’ny fisian’ny famotsiam-bola goavana izany, ka nialan’ny tsy nety niray tsikombakomba aminy mpitondra. Tsy mbola nisy kosa ny fanehoan-kevitry ny avy eny Mahazoarivo noho izay resaka mivoaka izay. Mangina aloha hatreto ny resaka fanovana governemanta. Rah any loharanom-baovao iray kosa, dia tsy ho voakitika eo amin’ny toerany intsony ny praiminisitra ankehitriny, saingy minisitra maromaro kosa no mety hosoloina amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT