Actualités

Mahajanga Milamina ny Oniversite


  • Alarobia 15 Aprily 2015

Milamina ankehitriny ny Oniversiten’i Mahajanga. Porofon’izany ny famoahany ireo mpianatra miisa 452, mizara andiany roa, avy ao amin’ny Ivontoeram-pampianarana ambony momba ny Fitantanana na IUGM (Institut Universitaire de Gestion et de Management) ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Tranoben’ny kolontsaina.

Ny andiany “Volamahitsy” izay nivondronan’ireo mpianatra taona faha-2 miisa 319 ary nahazo ny mari-pahaizana “Technicien Supérieur en Gestion d’entreprise”, ary ny andiany faharoa “Tsarahofana”, dia ireo mpianatra taona faha-3 miisa 133 ary notolorana ny mari-pahaizana “Licence professionnelle”. Rtoa Profesora Ravolamanana Lisy, Filoha mpanatanteraka vonjimaika ny Oniversiten’i Mahajanga sy Atoa Profesora Rabesa Zafera Antoine, Filohany teo aloha, samy mpampianatra ao, no reny sy ray mpiahy tsirairay avy ireo andiany roa ireo.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT