Actualités

Madajeune Miala any indray ny «Salon des études supérieures»


  • Alatsinainy 15 Oktobra 2012

Tsy mitsahatra amin’ny fanampiana ireo tanora vao afaka ny fanadinana bakalorea ka maniry ny hanohy ny fianarany eny amin’ny ambaratonga ambony samihafa hatramin’ny taona 2002 niforonana ny fikambanana tanora Madajeune tarihan’ny filohany Andriamahatsangy Lahatra.

 Hisy indray, araka izany, ny fikarakaran’izy ireo ny «Salon de l’étudiant» andiany faha-9 izay novana anarana ho «Salon des études supérieures» manomboka eto mba ahafahan’ireo ivontoerana ambony maro mampahafantatra ny tolotra homeny ireo zandry vao afaka fanadinana bakalorea ireo. Marihina fa ho hita ao amin’ny hetsika mandritra ny telo andro ity ilay boky «Guide des études et formations» izay efa eo amin’ny andiany faha-11 izao ity havoaka ity. Ny 17, 18 ary 19 oktobra 2012 etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano no hanatanterahana ny hetsika izay hiaraha-miombon’antoka amin’ny GSI sy EST, ESM, IS2M ary ny IT University.

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT