Actualités

LFR 2015 Natolotra ambangovangony teny Tsimbazaza


  • Alarobia 18 Novambra 2015

Natolotra tamin’ny ambangovangony tao anatin’ny fivoriana nitambarambe nataon’ireo solombavambahoaka teny amin’ny Lapam-panjakana teny Tsimbazaza omaly ilay LFR 2015 na ilay volavolam-panitsiana ny tetibolam-panjakana taona 2015

 . Nanolotra izany teo anoloan’ireo solombavambahoaka tonga teny an-toerana ny ministry ny fanabezam-pirenena nisolo toerana vonjimaika ny ministeran’ny fitantanam-bola izay tsy eto an-toerana notronon’ireo teknisianin’ity ministera tompon’andraikitra ity notarihan’ny Sekretera Jeneraliny izay nanambara fa efa tamin’ny fiandohan’ny tapaky ny taona 2015 io volavolan-dalànan’ny LFR 2015 io no efa vonona saingy noho ny fisian’ny lafin-javatra hafa nahaliana an’ireo solombavambahoaka dia amin’izao fotoam-pivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimiera izao fa tafiditra ho dinihana izy ity izay tena ilaina tokoa eo amin’ny fampandehanan-draharaha eo amin’ny sehetry ny fanbeazana sy fahasalamana ary fahazoana rano fisotro madio indrindra indrindra. Tsy afaka nanaovana « session extraordinaire » izy io satria tena lafobe mihitsy ny saran’ny fanatontosana izany amin’ny ankapobeny .

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT