Actualités

Lehilahy voaroaka fa tsy nahaloa hofan-trano Namono tena nitelina karazam-panafody


  • Zoma 03 Aprily 2015

Nifantoka tao an-tsainy ny teny maherin’ny tompon-trano ary teo ihany koa henatr’olona sy fijalian’ny vady aman-janany ka niroso tamin’ny famonoan-tena.

Lehilahy iray manodidina ny 37 taona, manan-janaka telo tsy nahazaka onjam-piainana no namono tena nihinana fanafody maro karazana, afak’ omaly naraina, tany Toliara. Tsy maty anefa izy na dia efa nalemilemy, fa nalaky avotra ary mbola manaraka fitsaboana hatramin’izao, raha ny vaovao voaray farany. Araka ny fanazavana azo dia tsy nahaloa hofantrano efa-bolana ity raim-pianakaviana ity ka noroahin’ny tompon-trano ny talata teo, ary natao antoka ny entany mandra-pahaloa ny vola.

 

Eric R.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT