Actualités

Kick – Nuit des Champions Navotan’i Miora ny voninahi-pirenena


  • Alatsinainy 18 Mey 2015

Ny mpikatroka vavy tokana no hany nahazo fandresena tamin’ireo solontena telo mianadahy niatrika ilay ady iraisam-pirenena « Nuit des Champions” natao tao amin’ny kianja mitafon’i Henri Ganofsky tany St Joseph La Réunion ny sabotsy teo

. I Miora teo amin’ny sokajy -48kg ihany no nahazo fandresena ary nanavotra ny voninahi-pirenena. Ilay renioney Araux Brunella no resiny tamin’ny isa 3-0. Resy teo amin’ny manasa-dalana kosa Rafaralahisoa Julien tamin’ny sokajy -67kg izay tafiditra tamin’ny adin’ireo matihanina ka ilay renioney Labbe Johan no nandavo azy tamin’ny isa 2-1. KO tamin’ny fidirana fah-2 tamin’ny adiny voalohany kosa i Voary Pierre nanoloana an’ilay renioney Jeremi Payet tamin’ny sokajy -71kg. Ny andriambavilanitra aloha izany tamin’ity in-dray mitoraka ity no nanandratra avo kokoa ny voninahi-pirenena.

Rasanda Serge

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT