Heno avy eny Tsimbazaza avy tamin’ireo solontenan’ny minisiteran’ny fitantanam-bola miara-mitraka ny fandinihana eo anivon’ny asam-baomiera eny
an-toerana fa efa tafiditra ao anaty volavolan-tetibola ny amin’ny karaman’ireo sefom-pokontany manerana ny nosy ka efa nitondran’izy ireo fanazavana nomena ireo solombavambahoaka.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.