Actualités

Kaominina Antananarivo Renivohitra Misy mpiasa efa niasa 10 taona mbola ECD


  • Alakamisy 02 Aprily 2015

Mbola miavosa ny asa miandry ny sendikan’ny mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, raha ny fanazavan’ny filohany, Tsinjo Rakotomaharo tamin’ny mpanao gazety omaly.

 

  Anisan’izany ny fisian’ireo mpiasa efa niasa folo taona nefa mbola ECD ( Emploi de courte durée)  foana. Toraka izany koa ireo mpianatra asa efa niasa  nandritra ny efa-taona nefa tsy mandray karama hatreto. Nihaona mivantana tamin’ny PDS-n’Antananarivo Renivohitra ny tenany omaly. Anton’ny fihaonana ny mikasika ilay fanomezana sehatra ny tsy miankina hitantana ireo karazana fotodrafitrasa maro eo anivon’ny kaominina. Ilana fifanarahana hatrany izany, hoy hatrany i Tsinjo Rakotomaharo. Ny mpiasa mantsy eo foana  fa ny PDS mandalo, hoy izy ka tokony hisy hatrany ny fifampiresahana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT