Actualités

Kaominina Ampitatafika


  • Talata 19 Mey 2015

Tsy dia tsara fandray olona ny mpiasa sasany Nitaraina ny raim-pianakaviana iray hanamboatra ny kopian-janany omaly teny amin’ny kaominina Ampitatafika Atsimondrano fa tsy nahazo fahafaham-po

. Nambarany fa efa tamin’ny herinandro izy no nanamboatra kopia lava teny ary nahavita. Mba tsy hilaharana be dia nandoa avy hatrany ny saran’ny kopia izay 400Ar izy vao niandry ny birao mpanao ilay kopia izay tamin’ny 9ora maraina vao tonga, araka ny filazany hatrany. Tsy nahavita ny nataony moa izy vokatry ny fifanjinjana nisy teo aminy sy ny tomponandraikitry ny kaominina ka nody tamim-pahakiviana. Mila tambazana ihany ny mpanjifa fa akaiky anie ny fifidianana e !

Nangonin-dRabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT