Actualités

Jirama Soanierana Voatampim-baravarana ireo mpitokona


  • Alarobia 09 Septambra 2015

Nafanafana tetsy amin’ny Jirama Soanierana omaly. Nobahanan’ny Emmo-reg tsy hiditra ny faritry ny orinasa ireo mpitokona miara-dia amin’ny farimbon-tsedikalin’ny Jirama

 

, noho ny fisian’ny taratasy fandraràna navoakan’ny foibem-pitondran’ny Jirama tamin’ny zoma, milaza fa tsy azo anaovana fitokonana intsony ny faritry ny orinasa. Nampiaka-peo ny mpiasa nanoloana izany fa fanosihosena ny zo sendikaly, ny zo hitokona tsy misy toy izao. Nilamina ihany ny toe-draharaha taorian’ny fifampidinihana samihafa, teo amin’ny samy mpiasa, ireo mpitokona sy ny mpitantana teny Soanierana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT