Actualités

JICA sy Madagasikara Hampihatra ny 5S any Mahajanga


  • Alarobia 01 Aprily 2015

Hiverina ny fiaraha-miasan’ny sampandraharaha japoney momba ny fampandrosoana (JICA) sy ny faritra Boeny.

 

 Tonga nampahafantatra izany tamin’ny lehiben’ny faritra, nosoloan’ny lehiben’ny kabinetrany tena, tao Ampisikina-Mahajanga, ny delegasiona notarihin’ny solontenany eto amintsika, Nishimoto Akira. Fantatra tamin’izany fa vehivavy japoney roa mpilatsaka an-tsitrapo no hapetraka avy hatrany any amin’io faritra io, hiandraikitra iraka momba ny fahasalamana, fanentanana momba ny fanasana tanana sy fampanaovam-baksiny ny reny sy ny zaza ary ny fampihodinana ny tobim-pahasalamana. Fiaraha-miasa nifanarahan’ny Malagasy sy ny JICA izay miainga amin’ny fomba fiasa japoney “5 S” no hampiasaina izay mifanaraka amin’ny PNC na drafitrasam-pirenena ho an’ny fampandrosoana mba hahazoana vokatra haingana.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT