Actualités

Jenjin’ny bigboss Voaendaka ny mpandeha taksibe, very ny 6 hetsy Ariary


  • Sabotsy 29 Aogositra 2015

Lasibatry ny mpanendaka ny mpandeha tamin’ny zotra 109 iray hihazo an’ny 67ha omaly tokony ho tamin’ny 9 maraina teny Ankazomanga.

 

 Dimy no hany tao anaty fiara tamin’ny fotoana nitrangan’ny “action”, ny telo tamin’ireo mpanendaka avokoa. Norarafan’ny anankiray “bigboss” ilay mpamily, ka jenjina. Ny sasany nanambana antsy ny mpandeha tao anatiny sady nanendaka. Lasan-dry zalahy tamin’izany ny vola enina hetsy Ariary tamin’ny mpandeha iray, vola tokony handoavana vidim-baravarana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT