Actualités

Jaona Elite – Roland Ratsiraka Tsy mifampiditra birao …


  • Talata 15 Septambra 2015

Vaky ambatolampy ny tsy fifankahazoana eo amin’ny depioten’Atsimondrano Randriarimalala Harijaona na «Jaona Elite» sy ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka

 

. Ny amin’ny lalana 3km miala eo Ampasika mihazo an’Andranonahoatra no mampitroatra an’i Jaona Elite, ka nitondrany resaka teny an’arabe rehefa tsy vita tany amin’ny birao tany. Nokianiny ampahibemaso ho tsy mitana ny teny nomeny i Roland Ratsiraka, nefa mba Distrika be mponina ihany Atsimondrano. Mandeha sahady moa ny resaka eo anetrahan’izay fa ho taratry ny hitranga amin’ny 2018 ny azy roalahy io, fa toa manana eritreritra ny hirotsaka hofidiana filoham-pirenena ihany koa i Jaona Elite amin’ny 2018, ka dia efa makamaka adversera angamba.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT