Actualités

ISPM Ambolonkandrina Nitombo isa indray ny injeniera


  • Alatsinainy 26 Jolay 2010


Nitombo isa indray ireo injeniera informatika nahavita ny «mémoire» Informatique de Gestion Génie Logiciel et Intelligence Artificielle (IGGLIA) eo anivon’ny sekoly ambony Ispm Ambolonkandrina (Institut supérieur polytechnique de Madagascar). Anisan’ireo nahavita izany Ramparany Faly Andrianaivo sy Nguten Van Vang Michel Claude. Ny 24 jolay lasa teo izy ireo no nanatontosa izany teny amin’ny foiben-toeran’ny sekoly eny Ambolonkandrina ihany. Taona fahadimy amin’ny “ingéniorat» izy mirahalahy ireto araka ny fantatra. Anisan’ireo nitsara ny asa vitan’izy ireo ny filoha sady mpampianatra Raboanary Julien Amedée, “recteur” eo anivon’ny sekoly ISPM, ny “encadreur pédagogique” Randrianarisoa Joachin, mpitarika conférence sady mpampianatra eo anivon’ny sekoly ISPM ihany koa ary ny “encadreur professionnel” Rakotovazaha Jerôme, mpitarika “conférence” no sady Talen’ny DISE notronin’ireo mpiara-mianatra sy fianakaviana marobe.

Pati/Rakotobe

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT