Actualités

Hopitaly Befelatanana Hanao fizaham-pahasalamana maimaimpoana


  • Talata 10 Novambra 2015

Hotanterahina ny 11 sy ny 12 Novambra ho avy izao ny 4 eme journée an’ny CHU-JRB , hetsika fanaon’ny hopitaly etsy Befelatana isan-taona, tafiditra ao anatin’ny 5 S

 

. Fizaham-pahasalamana maimaimpoana ho an’ny daholobe no hisantarana izany arahin’ny fizarana fanafody maimaimpoana. Lohalarahana amin’izany ny fitiliana ireo ankizy hiharan’ny tsy fahampian-tsakafo, ireo vehivavy bevohoka tsy ampy fer na voan’ny bonibony, ny resaka tosidra, ny diabeta, ny VIH sida, ny aretin’andoha tsy hita fototra, ny asthme, ny voka-dratsin’ny sigara … Hitohy amin’ny fifampizarana fahalalana ho an’ny dokotera miasa eo amin’ny sehatry ny fitsaboana izany ny 12 novambra ka anisan’ireny ny fitsaboana ireo zaza misy atody tarimo, ny aretin’ny voa…

 

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT