Actualités

Hiary Rapanoelina Naverina eny Antanimora


  • Alarobia 01 Martsa 2017

Ny 7 martsa izao no hivoaka ny didim-pitsarana farany mikasika ny raharaha Hiary Rapanoelina, raha ny vaovao voaray tetsy amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy omaly.

 Tsiahivina hatrany fa raharaha miisa 3 no niampangana ity mpanakanto ity izay efa samy nanatsoahan’ireo mpitory azy ny fitoriana napetraka taminy daholo. Anisan’izany ny resaka fanalam-baraka imasom-bahoaka sy ny fandrahonana haka an-keriny zanaka solombavambahoaka iray tamin’ny alalan’ny vondrona antsoina hoe “fifosana hanatsarana people gasy” ao anaty tambajotra facebook. Tsy naha afabela azy teo anatrehan’ny fitsarana ity fiapangana farany ity, raha ny fanazavan’ny mpisolovavan’ny voapanga, saingy mbola zava-baovao, hoy izy, ity tranga iray ity ka dia aleo aloha hisintona ny fitsarana dia miandry izay amoahany didy. Izay ihany aloha no azo ambara, hoy izy.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT