Actualités

Halatra sambo Very tany La Réunion, hita tany Antsiranana


  • Zoma 28 Aogositra 2015

Nisy nangalatra tao amin’ny seranan’i Pointe-des-Galets, any Le Port - La Réunion

 

 

ny sambokely raitra, amin’ny karazany atao hoe “catamaran” irony tamin’ny 15 aogositra lasa teo. “Catleya » no anaran’ilay sambo. Tantsambo teratany afrikanina tatsimo avy hatrany no niantefan’ny ahiahin’ny tompon-tsambo ho mety nangalatra azy io, noho izy ireo niara-nanjavona tamin’ilay sambo. Gazety nivoaka omaly tany La Réunion no nitatitra fa hita tany amin’ny seranan-tsambon’Antsiranana ilay sambo, tsy nisy nanombinana. Faly ny tompony. Tsy hita popoka kosa ireo mpilaiso. Sanatria ve ka lasa fieren’ny jiolahin-tsambo ihany koa eto Madagasikara.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT