Actualités

Grande Braderie de Madagascar Hetsika raiki-tapisaka ho an’Antananarivo


  • Alarobia 01 Aprily 2015

Efa zary lasa raiki-tapisaka ho an’Antananarivo sy ny manodidina mihitsy ny hetsika ara-barotra la Grande braderie de Madagascar.

 

 Vao tamin’ny andro fanombohana omaly etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina dia efa tomefy sahady ny olona tonga miantsena. Ny fahazoan’ny fianakaviana tsirairay manomana izay ilaina amin’ny fetin’ny Paska no zava-kinendrin’ny mpikarakara. Amin’ny sabotsy izao vao ho tapitra ity hetsika ity. Tranoheva maherin’ny 300 no tazana eny an-toerana. Nitombo 20% ny tranoheva natokan’ireo orinasa vaventy natsangana manokana hataony ho fandaniana entana fotsiny ka hihoatra ny 15% ny fihenambidy ho ao amin’izy ireo raha ny nambaran’Atoa Randrianasolo Hery mpiandraikitra ara-barotra ao amin’ny Madavision mpikarakara.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT