Actualités

GOLDEN CENTER


  • Talata 03 Mey 2016

Tapitra ny fe-potoana nomen’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny tompon’ny toeram-pivarotana Golden Center etsy Behoririka hahafahan’ireo mpivarotra tao mamoaka ny entan’izy ireo, ka tsy maintsy akatona ny tsena.

Miandry ny valin’ny « Expertise Socotec » ny tompon’ny Golden Center vao ho fantatra ny mety ho fisokafan’ny toeram-pivarotana na tsia.

ANOSIKELY
Manasa solontena 10 amin'ireo  sendika misy  ny birao maharitry ny Antenimierandoholona mba hiara-kitafa sy hidinika aminy eny amin'ny lapan'ny Antenimierandoholona eny Anosikely anio alarobia 4 mey 2016  izao  amin'ny 4 ora tolakandro.

AFRIKA ATSIMO
Nihazo an’i Afrika Atsimo ny alahady 1 mey teo ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana hitady fiaraha-miasa ho fanatsarana ny tanàna.

BRICKAVILLE
Tovolahy iray, 25 taona, namono tena tsy nahazaka ny onjam-piainana.

HERINARATRA
Hisy fahatapana ny herinaratry ny JIRAMA eny amin’ny faritra Ambohipo sy Ambolokandrina anio.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

Hijery ny tohiny
FTT