Actualités

Fitsarana manokana momba ny boaderôzy Neken’ny filan-kevitry ny minisitra ny fananganana azy


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Anisan’ireo fanapahan-kevitra azo ambara hoe goavana noraisin’ny filan-kevitry ny minisitra omaly ny fandaniana ny volavolan-dalŕna momba ilay fitsarana manokana hisahana ny hazo sarobidy (bois de rose/bois d’ébčne)

 

 ary mametraka ihany koa ny sazy ampiharina amin’ireo izay voaporofo fa tena nandika lalàna sy nanao trafika.Fampanantena nataon’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo moa ny tsy maintsy hitsanganan’ity rafitra manokana hitsara ny trafikana hazo sarobidy ity, koa dia andrasana ny fandalovan’izany volavolan-dalàna izany eny amin’ny antenimieram-pirenena satria mandritra izany no hahafantarana ny andinindininy sy hisian’ny adihevitra ny amin’ny fanatsarana na fanitsiana mety ho atao.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT