Actualités

Fitakian’ireo havan’ny maty tany Tsiroanomandidy Nanohana ny hetsika ireo solombavambahoaka avy any Atsimo


  • Alatsinainy 16 Novambra 2015

Anisan’ireo tonga nanatevin-daharana ny fitarainana nataon’ireo havan’ny maty avy any Atsimo noho ny hetsika

«Opération fahalemana» tany Tsiroanomandidy ireo solombavambahoaka avy any atsimo notarihan’ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, Helson Erafa na i Jubé, niaraka tamin’ireo namany vitsivitsy. Tsy misy miresaka politika no nahatongavanay eto amin’ny Telozoro Andrefan’Ambohijanahary, hoy izy, fa tena resaka sosialy amin’ny fikarakarana ny fandevenana ireo razana avy any atsimo ireo sy fanohanana ny fitakiana madiodio. Tonga eto koa izahay, hoy izy, hampitandrina ireo miaramila nanao ny tsy mety, nanao habibiana tamin’ireo havana maty tany Tsiroanomandidy ireo.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT