Actualités

Fifidianana fitsapan-kevi-bahoaka Karana no mpamatsy vola


  • Zoma 12 Novambra 2010


Anisan'ireo tena nahatezitra ireo olona teto an-drenivohitra tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ny fahenoana fa karana no mamatsy vola ny Fat amin'ny fifidianana izay kasain'izy ireo hatao amin'ny alarobia izao. Malaza amin'izany ny teratany karana iray mivarotra eny Andravoahangy. Araka ny loharanom-baovao dia tena namana akaiky ny filohan'ny Fat ity karana ity. Tsy izy irery fa misy hafa ihany koa izay tena mpanefoefo mihitsy eto an-drenivohitra. Noho izay antony izay dia naneho ny hatezerany ny vahoaka ka nahatonga ny fahamaizan'ireo fiara roa.

Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT