Actualités

Fiarahamonina Efa manomboka sahady ny tsipoapoaka


  • Talata 26 Mey 2015

Lazaina fa voararan’ny lalàna ny fanapoahana ny tsipoapoaka. Amin’izao volana mey izao anefa dia re manakoako eran’ny tanàna eto an-drenivohitra ity petara vita sinoa ity.

 Tsy ny ankizy madinika ihany no manao azy fa hatramin’ny olon-dehibe. Ny tena mahavariana dia 20Ar dia mahazo ary maro ny toeram-pivarotana ahitana azy. Vokatry ny tsy fisian’ny fandriampahalemana sy ny fanafihana  mitam-basy no nahatonga ny fanjakana handrara ity tsipoapoaka sy ny mitovy aminy ity. Izao anefa dia efa misy mivarotra sahady. Ny tena olana dia amin’ny faritra iva toa an’Akadifotsy, Anosipatrana, Andavamamba no mampiasa azy amin’izao. Efa taratry ny tsy fahafehezana ny fanjakana ve izao ?

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT