Actualités

Fiara vaventy mivezivezy amin’ny andro atoandro Namerina indray ny fitohanana eny Anosizato sy Antanimenakely


  • Zoma 24 Aprily 2015

Niverina indray ny fitohanana eny amin’iny faritra Anosizato sy Antanimenakely iny. Efa ho herinandro mahery izao no niainan’ny mponina Atsimondrano izany, hany ka tsy vitsy ireo voatery mandeha dia an-tongotra rehefa tsy tafala amin’ny 5 ora maraina any an-tokantranony.

 

 Antony raha araka ny fanazavan’ireo mpitandro ny filaminana eny an-toerana dia noho ny fahafahan’ireo fiara  vaventy mihoatra ny 16 taonina miditra eto an-drenivohitra amin’ny fotoana rehetra. Vokany, lasibatra indray ny vahoakan’Atsimondrano an’aliny raha efa mba nilamindamina teo aloha teo. Raha araka ny vaovao azo hatrany moa dia ny minisiteran’ny fitaterana no nanome alalana azy ireo mba hialana amin’ny fitokonana mety hataony. Na izany aza anefa dia miezaka manao izay faraheriny ireo mpitandro ny filaminana eny an-toerana entina hamahana ny olana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT