Actualités

Fety Silamo Nekena ho anisan’ireo andro tsy fiasana


  • Alarobia 25 Martsa 2015

Nanapa-kevitra ny fitondrana Rajaonarimampianina tamin’ny alalan’ny filankevitry ny governemanta notanterahana omaly fa dia hampidirina ho anisan’ireo andro tsy fiasana kanefa handraisan-karama eto Madagasikara ny andro roa manamarika ny finoana Silamo dia ny 18 jolay 2015

 

 

Id al Fitr fiafaran’ny fifadian-kanina na ny Ramadan sy ny 24 septambra 2015 izay fetin’ny Id al Adha manamarika ny fiafaran’ny fivahinianana masina any La Mecque. Anisan’ny fitakian’ireo mpino Silamo eto Madagasikara ny hampidirana anatin’ny tetiandron’ny andro tsy fiasana kanefa handraisan-karama ireo datin’andro malaza amin’ny finoan’izy ireo tahaka ny noely sy ny krismasy ho an’ny mpino Kristianina koa dia tanteraka izany ilay izy amin’izao fotoana.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT