Actualités

Fasan’ny karana Manomboka miakatra ny saran-dalana


  • Talata 31 Martsa 2015

Manomboka miakatra ny saran-dalan’ireo taksibrosy etsy amin’ny fasan’ny karana amin’izao herinandro tsy hahatongavan’ny fetin’ny paska izao. Tafakatra 12.000 Ar izany ho an’ireo mihazo an’Antsirabe omaly raha 8.000 Ar tamin’ny herinandro.

 

 Na izany aza, betsaka amin’ireo mpandeha no mialoha lalana sahady. Misy amin’izy ireo mantsy no mbola mitady trano hivantanana any Antsirabe ankoatra ireo manahy ny amin’ny mety ho fidangan’ny saran-dalana hatrany amin’ny 18.000 Ar toy ny tamin’ny taon-dasa.  Raha tsiahivina, fotoana fanararaotan’ny mpitatitra mankany Antsirabe ny fetin’ny paska tahaka izao noho ny fisian’ny hetsika goavana tanterahina any an-toerana isan-taona.

 

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT