Actualités

Fanenjehana pastera Misy te hanan-karena tampoka


  • Sabotsy 17 Novambra 2012

Miseho lany ny disadisa eny anivon’ny fiangonana kristianina tato ho ato ary miha mahazo vahana ny fanenjehana pastera na mpitandrina.

 Rehefa tena zohina anefa dia resa-bola no ao ambadik’izy ireny. Lasibatra ireo fiangonana manao fanitarana, na koa manana mpiangona sy zanaka ampielezana matanjaka, ka be rakitra. Dia misy tsotra izao mahavita mamorona “dosie” hanenjehana na handotoana an-drapasy, eny tonga hatrany amin’ny fitsarana, mba hikendrena an’ilay volabe amin’ny raharaham-pihavanana na onitra ara-pitsarana, amin’izay mba manan-karena tampoka. Amin’ny ankapobeny anefa dia tsy mahomby ireny. Aiza koa moa no hisy Satana hahatohitra ny asan’Andriamanitra izany !

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT