Actualités

Fandrobana ny Groupe Vidy Varotra Lasan’ny jiolahy ny fitaovana lafo vidy maro


  • Alatsinainy 27 Aprily 2015

Nisy namaky ny alin’ny sabotsy 25 aprily lasa teo ny foiben-toeran’ny vondron’orinasa Vidy Varotra-Soanierana izay misy ihany koa ny gazety Tia Tanindrazana. Jiolahy iray misaron-tava no hita niditra tamin’ny varavarankely araka ny sary tao amin’ny « camera de surveillance »

 
. Io jiolahy io no nanapika ny « camera de surveillance » ka nanaram-po tamin’ny asa ratsiny amin’izay avy eo.   « Ordinateur portable » matanjaka miisa 5 niampy lelavola manodidina ny 6 tapitrisa ariary no nanjavona. Efa tonga nijery ny zava-misy moa ny mpitandro ny filaminana ary dia mandeha ny fanadihadiana mba hikarohana ny tena marina.


RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT