Actualités

Fandorana ny Rova Manjakamiadana Maty an-karanany ny fanadihadiana


  • Alarobia 04 Novambra 2015

Ho marihina amin’ny fihinanam-be irony antsoina hoe hanim-pito loha irony ny fankalazana ny faha 20 taona nandorana ny rovan’i Manjakamiadana ny faha 9 ny volana novambara ho azy izao.

 

Ny 5  ka hatramin’ny  9 novambra  izao no  hanamirahana izany  fotoana izany  ka tafiditra ao  amin’n fandaharam-potoana ny  famelabelaran-kevitra sy ny takariva  miavaka   hamakiana ireo tonokalo mirakitra ny nahamay ny rova.Fa  ny tena  mba manitikitika ny saina dia ny niafaran’ny fanadihadiana  momba ny nahamay  an’io Rova  io. Adilahy politika ve sa resaka adim-poko niotrika sa misy antony  hafa. Nankaiza daholo ihany  koa ny  niafan’ireo vola natokana  ho  fanarenana ny rova  sy ny tohin’ny fanamboarana na dia  efa eo aza  izay mety  ho fanampian’ny vahiny an’i Madagasikara. Izay minisitra  nifandimby teo dia samy nilokaloka ny hanao zavatra  avokoa kanefa hatramin’izao dia mbola tsy misy zava-pantatra ny momba  ny nahamay ny rova. Eny tsy vao izay  ihany koa moa no fanadihadiana  maty an-karanany  teto   Madagasikara fa efa maro  tsy tambo  isaina izay e .

Andry Ratovo   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT