Actualités

Fanaovana lavanty ny entan’i Dadafara Fifanolanana tamin’ny tompon’ny TNTV no fototra


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Anio alakamisy 21 mey no hanatanterahana ny fanaovana lavanty ireo entana rehetra fananan-dRandriamampionona Joseph Martin na Dadafara, ao amin’ny magazay Discount Store Saturn etsy Analakely

 

. Notsiahiviny fa resaka fifanarahana tamin’ny tompon’ny haino aman-jery TNTV no fototry ny olana. Novidiako ny 50 %-n’io haino aman-jery io teny am-piandohana, hoy i Dadafara. Nitohy tamin’ny fividianana ny 25 % izany ary ny 25 % farany no niteraka ny olana. Rehefa nandinika aho mantsy dia tsy vitako ilay vidiny 150 tapitrisa Ar nolazain’ny tompony tamiko ka nihemotra aho. Vokatr’izay dia nampiakatra ny raharaha teny amin’ny manampahefana sy ny fitsarana ny tompon’ity fahitalavitra ity ka izao tonga hatrany amin’ny resaka fanaovana lavanty ny entana ao amin’ny magazay discount store saturn zao.

 

Pati

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT