Actualités

Fanampiana Tsy ampy 1litatra ny menaka fanampiana ny traboina


  • Talata 10 Martsa 2015

Anisan’ny nahazo fanampiana avy amin’ny BNGRC ireo mponina dibo-drano teny amin’ny faritra iva Anosipatrana atsinanana ny sabotsy lasa teo.

 

Vary 50 kg miisa 50 sy voanemba 100kg miisa 25 ary menaka no nozaraina ho an’ireo traboina. Ho an’ireo nisoratra anarana dia nahazo vary iray gony sy voanemba 5kg ary menaka amin’ny tavoahangy 1litatra latsaka isan-tokantrano. Tsy lany anefa ny fanampiana ka dia nomena vary 3kg sy voanemba 5kg indray ireo traboina tsy nisoratra anarana. Nony farany dia nomena daholo rehefa nitondra karinem-pokontany. Nisy ihany ny disadisa teo amin’ny mpizara sy ny nizarana fa nilamina ihany Marihina fa ao amin’ny tranom-pokontany ihany no mifindra ireo traboina tsy maintsy miala amin’ny tranony.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT