Actualités

Fambolena legioma sy voankazo eto Madagasikara Hikarohana paikady manokana


  • Alarobia 28 Martsa 2018

Notanterahana omaly tetsy amin’ny Café de la gare Soarano ny fikaonan-doha hijerena paikady entina mikajy ny zava-maniry eto amintsika mialoha ny hamoahana ny tetikasa momba izany.

 

 Nanomboka tamin’ny taona 1900 no ho mankaty, raha ny fanazavana, dia tsy nitsahatra ny nihena ny karazam-boankazo sy legioma teto Madagasikara. Tsy mifandanja rahateo ny fahazotoan’ireo tantsaha mamboly azy. Mahavita mamokatra legioma in-droa na in-telo isan-taona ireo tantsaha raha toa ka indray mandeha  ihany ho an’ny voankazo. Maro moa ireo rafitra avy eto an-toerana sy iraisampirenena mandray anjara amin’izy ity ary dia andrasana indray izany na ho resaka ambony latabatra fotsiny na tena hahomby tokoa ny paikady. Tena maro anefa tany lonaka sy mamokatra tsara eto Madagasikara ka ho hita eo ny tohiny.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT