Actualités

Faha-25 taona nihiran’i Bodo Tsara fanombohana ny « Tsy niova aho Tour »


  • Alatsinainy 01 Jona 2015

Tontosa omaly alahady tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena ilay fampisehoana goavana niarahan’i Bodo sy ny mpankafy azy rehetra

 

, nentina nanokafana ny fankalazana ny faha-25 taona nihirany. Kanto, meva, nahafinaritra ny seho satria ankoatra ny fampisehoana izay nametsovetsoana ireo hira niarahana hatramin’izay dia voky ihany koa ny maso tamin’ny alalan’ireo soradihy sy ny hakanton’ny seho ankapobeny. Naharitra  ora telo ny fampisehoana omaly. Nampihetsi-po ny rehetra ny fampiaraham-peon’i Bodo sy Mitia zanany vavimatoa, tsy latsa-danjan’izany ihany koa ny niarahany tamin’i Hery avy ao amin’ny tarika Njila. Hitohy any Toamasina indray ny “Tsy niova aho tour” ny 5 jona ho avy izao.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT