Actualités

Dircab CUA Dokotera Haja no misolo ny Kaomisera Alexandre


  • Alarobia 12 Septambra 2012

Niteraka resabe teo anivon’ny mpiasa ny fanalana ny Talen’ny kabinetran’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

 Nilaza ny PDS omaly fa tsy nesorina akory ny kaomisera Rabearisoa Alexandre fa nametra-pialana saingy tsy nanamarina na nandiso ny fisian’ny tsindry avy any ambony kosa ny tenany. Nambarany koa fa tsy misy pitsopitsony be ny fanendrena mpisolo toerana amin’io toerana io. Dr Raherinandrasana Hajatiana izay talen’ny DASSP (BMH teo aloha) moa no notendreny vonjimaika hisahana ilay andraikitry ny Talen’ny kabinetran’ny Kaominina. Manoloana ny fampitandremana nataon’ny fikambanan’ny mpiasan’ny tanànan’Antananarivo izay manahy ny fisian’ny didiko fe lehibe amin’ny antony nanesorana ny kaomisera Rabearisoa Alexandre dia nilaza ny PDS Razafindravahy Edgard fa izay hampandroso ny tanàna no tokony hanehoana fiaraha-mientana izao, indrindra fa mandalo fotoan-tsarotra ny firenena. “Tsy tokony hiraviravy tanana ny mpiasa satria maro ny asa miandry”, hoy izy namarana ny teniny.

 
Yves 
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT