Actualités

Depiote TIM - Rasoanoromalala Marie Horace Nanampy an’ireo mpamboly varin’Ambohimanarina indray


  • Sabotsy 12 Aogositra 2017

Mitohy hatrany ny asa sy tolotanana ataon'ny Depiote Rasoanoromalala Marie Horace sy ny Fikambanan'ny Mpamboly eny Avaratr'Ambohimanarina ny FIMPIMIA tarihin'Atoa Mamy,


 
ka ho fitsinjovana  an’ireo  mpamboly vary eo amin’ny lemaka mirefy  173 ha izay mamelona fianakaviana maro dia nanolotra fitaovana toy ny « bois rond » (30isa) sy « sac » misy tany (250 isa) ary lelavola 300.000Ar izy ireo hanamboarana ireo tatatra lehibe izay mampiditra ny rano hanetsana. Nidina nanatitra izany tamin’ny solontenan’ireo mpamboly teny Anosivavaka Ambohimanarina mihitsy ny tenany mihitsy ny tenany omaly zoma maraina. 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT