Actualités

CUA sy ny Maorisianina Hiara-kiasa akaiky


  • Sabotsy 22 Jolay 2017

Nihaona mivantana tamin’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly zoma maraina Atoa Soodesh Callichum, minisitry ny Indostria sy ny fampitaovana avy atsy amin’ny Nosy rahavavy Maorisy.

Nivoitra nandritra ny fihaonan’ny roa tonta ny fijerena  sahady izay sehatra ahafahana miara-miasa ka tafiditra ao anatin’izany  ny hanaovana ho tanana Mpirahavavy an’Antananarivo sy Port Louis. Araka ny nambaran’ity ministry ny Indostria sy ny Fampitaovana Maorisianina  ity ihany dia azo heverina sahady dieny izao ny hitaran’ny fiarahamiasa ka tsy hijanona amin’ny tanrfwnan’i Port Louis fotsiny ihany izany fa hitarina amin’ny tanàna hafa ihany koa. Manga ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta.

Pati


 

 

 

                                                             

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT