Actualités

Commissariat Sambava Jiolahy efatra misy «menottes» tafatsoaka ny «violon»


  • Alakamisy 11 Jona 2015

Vaky ny "violon"-n'ny polisy ao Sambava. Tafaporitsaka tamin'izany ny jiolahy efatra ikoizana mampihorohoro ny tanŕna sy mpamaky trano ao Sambava sy ny manodidina.

 

 


Dimy lahy izy ireo no tao amin’ny “violon” miandry famotorana, ka ny efatra ireto tafatsoaka ny alin’ny talata teo ary telo amin’ireo mbola misy "menottes" ny tanany. Hatry ny omaly no mandeha ny savahao hikarohana azy ireo.

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT