Actualités

Champions League Nandresy mazava ny Barça sy ny Bayern


  • Alarobia 22 Aprily 2015

Tsy nisy ny fahagagana teo amin’ny lalao ampahefa-dalan’ny champions league omaly alina, nomontsanin’ny Fc Bayern Munich tamin’ny isa 6 no ho 1 ny FC Porto. Namono baolina avokoa ireo mpilalao kalazan’ny Bayern tahaka an-dry Boateng, Muller,Lewandowski …

 

mba namaky atody tamin’ny alalan’i Martinez teo amin’ny minitra faha-73 kosa ny FC Porto. Nifarana hatreo ihany koa ny lalana ho an’ny PSG satria dia baolina 2 no nampidirin’i Neymar Jr omaly izay nanamafy ny fandresen’ny FC Barcelone. Andrasana anio ny lalao hifandonan’ny FC Monaco sy ny Juventus, ary ny fifanandrinan’ny Real Madrid sy ny Atlético mba hahafantarana ireo ekipa 4 hiatrika ny ankatoky ny famaranana.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT