Actualités

CEOI Hifidy administera delege vaovao


  • Alarobia 24 Janoary 2018

17 taona ny nijoroana ankehitriny ny biraon’ny CEOI (Carrefour des Entrepreneurs de l’Océan Indien). Hifidy mpandraharaha mpanampy na administera delege izy ireo ato ho ato hatrehin’Atoa Michel Domenichini-Ramiaramanana.

 

Noho ny Fandraisana anjara mavitriky ny fikambanana izay ahitana mpikambana manodidina ny 900 isa, ny CEOI dia manantena ny asa mavitrika sahanin’ny mpitantana Xavier Desplanques, izay ao amin’ny Nosy rahavavy Maorisy ihany ny toeram-piasana ahitana azy. Ny tanjona amin’izany dia ny mba  hahafahana mampiroborobo miaraka amin’ireo nosy mivondrona ao amin’ ny faritra indianocéanique miaraka amin’ny ivon-toerana mpamorona misy eto Madagasikara. Hisy ny fikarakarana fandaharam-potoana izay hanehoana izany manokana amin’ny rehetra ao anatin’ilay hetsika FIM sy ny Forum des Entrepreneurs de l’Océan indien hotanterahina tsy ho ela eto amintsika. Na ho inona na ho inona moa  zava-misy dia heverin’ity biraon’ny CEOI ity fa izay administera delege  vaovao lany eo  no ho lehilahy hitondra avo ny toe-karen’i Madagasikara manoloana ireo faritra aty amin’ny Ranomasim-be Indiana raha araka ny fanazavany, omaly.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT