Actualités

Boriborintany faha-5 Niara-nientana nanadio tanŕna ny mponina


  • Alatsinainy 16 Novambra 2015

Nanatanteraka fanadiovana faobe ny tao amin’ny Boriboritany faha-5, izay ahitana fokontany 27, ny sabotsy 14 novambra lasa teo

. Nanombohana azy ny Fokontany Manjakaray sy Ambohidahy Ankadindramamy. Lohahevitra noraisina tamin’ny izao fanadiovana izao ny hoe : "tsara ny manadio fa tsara kokoa ny tsy mandoto".  Nitarika ny hetsika ny Delegen’ny Ben’ny tanàna niaraka tamin’ireo Fokontany 27. Tonga nisolotena ny Ben'ny tanàna teny an-toerana ny Sekretera jeneralin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra Andriamorasata Julien sy ny filohan’ny Mpanolotsain'ny tanànan'Antananarivo Andriambahoaka Faustin nankahery ny fiaraha-mientan'ny mponina eny anivon'ny Fokontany. Araka ny lehiben'ny Boriboritany dia mbola hitohy ny fanadiovana ka hiompana bebe kokoa amin’ny fandiovana lakandrano indray izany manombona amin’ity herinandro ity.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT