Hanomboka anio ny andiany faharoa amin’ny adina bakalorea ho an’ireo nisafidy ny sokajy teknika
. Miisa 4 969 izy ireo manerana ny Nosy, no kandida nisafidy ny hanao bakalôrea teknika. Niara-nanomboka tamin’ny 17 aogositra niaraka tamin’ireo mpiadina amin’ny bakalôrea ankapobeny ny andiany voalohany amin’ireo taranja iadinan’ny mpianatra amin’ny teknika.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.