Actualités

Atallah Béatrice Nitsoaka ny mpanao gazety


  • Alarobia 11 Novambra 2015

Nody fanina, niala bala, nitsoaka ny mpanao gazety niandry azy teny amin’ny Hotely Carlton Anosy omaly ny minisitry ny raharaham-bahiny Atallah Béatrice raha nanontaniana ny raharaha iles éparses

 


 

. Hanontany ny heviny momba ny fitsidihan’ilay minisitra Frantsay any Mayotte sy ny fandehanany any amin’ny iles éparses ny mpanao gazety saingy tsy nety namaly ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy. Fahanginana izay midika zavatra maro, hoy ny mpanara-baovao ary tahaka ny manaporofo ny faneken’ny mpitondra malagasy ny fibodoan’i Frantsa ireo nosy kely ireo fa resaka fotsiny ny hoe hanangana vaomiera manokana, hifampiraharahana. Efa fananan’ny tena izao ve dia mbola hifampiraharahana amin’izay naka an-keriny azy ihany ny famerenana azy, hoy ny mpandinika momba ity raharaha ity.

Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT