Mikarakara fifaninanana tsipy kanetibe ho an'olona telo miaraka eny Antanandrano ny fikambanana ASSCA
(Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano) ny sabotsy sy alahady septambra izao. Eo ambany fiahian'ny seksiona Avaradrano sy ny Ligy Analamanga ny tsipy kanetibe ity fifaninanana ity.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.