Actualités

Artista


  • Alakamisy 03 Desambra 2015

Nihaona tetsy Mahamasina indray ireo mpanakanto rehetra omaly taorian’ny nihaonany tamin’ny minisitry ny kolontsaina


. Tsy miova amin’ny heviny izy ireo dia ny  fitakiana efa nataony  tamin’ny minisi-panjakana Rakotovao Rivo ny amin’ny tokony hametrahana ny filankevi-pitantanan’ny OMDA hitantana ny OMDA mandritra ny fotoana voafetra. Ireo mpikambana ao amin’io filankevitra io no hanao ny “audit”, hoy i Samoela sady hampiakatra ny raharaha eny anivon’ny tompon’andraikitra misahana izany ihany koa hahafantarana ny tena marina. Ankoatra izay dia tapaka omaly ihany koa fa izy ireo ihany no hanolotra anaran’olona telo hitantana ny OMDA aorian’izay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT