Actualités

Aretina tazomoka Ho maimaimpoana ny fitsaboana


  • Talata 26 Mey 2015

Ho maimaimpoana ny fitsaboana ny aretina tazomoka manomboka izao. Araka ny tatitry ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka mantsy dia nitombo efatra heny ireo olona lasibatr’ity aretina ity tamin’ity taona 2015 ity raha oharina tamin’ny taona 2014 ka anisan’ny faritra tena voakasik’izany ny any Atsimo Andrefana.

Antony dia noho ny fisian’ny ranobe loatra nandritra ny fotoam-pahavaratra nanome vahana ny moka mitondra ny aretina tazomoka na ilay antsoina hoe : anophèles. Ankoatra ity farany dia betsaka amin’ireo olona any amin’ny faritra no mbola mampanjaka ny fomban-drazana toy ny fady tsindronina antony mampitombo isa hatrany ireo mamoy ny ainy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT