Actualités

Arendrina malagasy Miady amin’ny fitobahan’ny vita sinoa


  • Alatsinainy 15 Jona 2015

Manomboka mitobaka eny an-tsena ankehitriny ny arendrina vita malagasy isan-karazany izay hifaninanan’ny entana rendrarendra sinoa isan-karazany izay mitoby eny amin’ny mpivarotra amoron-dalana koa amin’izao fotoana izao.

 

 Tena mitobaka sady maro loko no maro karazana no mamoaka hazavana manjelanjelatra manaitra maso fatratra. Ahian’ny maro fatratra, noho izany, ny hahatakona ila ny arendrina malagasy izay mora mirehitra eny an-tanana raha zaza vao vory saina no hampitondraina azy nefa dia mitondra ny harentsaina malagasy amin’ny fitondrana ny afo fandroahana ny ratsy rehetra  sady fandiovana izay mety asa ratsy fonosiny. Mila fampieritretana ho an’ny Malagasy rehetra ny toe-java-misy amin’izao ankatoky ny fitsingerenan’ny faha-55 taona niverenan’ny fahaleovantenan’ny firenena izao.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT