Actualités

Antsiranana Mitotongana ny fihariana


  • Sabotsy 14 Aogositra 2010


Miantraika mivantana amin’ny fihariana ara-toekarena ao Antsiranana, sy iny DIANA iny amin’ny ankapobeny ny ramadany, izay miditra amin’ny andro fahatelo amin’ity anio ity ary mbola haharitra iray volana eo. Saika manaraka ny finoana rahateo silamo ny 65%-n’ny Malagasy monina ao Antsiranana. Mazava fa dia mikatso ny raharaham-barotra amin’ny ankapobeny mihitsy, ny asa fihariana hafa ihany koa. Midina noho izany ny vola miditra amin’ny mpivarotra.

Etsy ankilan’izay anefa dia misy fiovana koa ny lafiny fandriampahalemana any an-toerana amin’izao vanim-potoanan’ny ramadany izao. Asa na kisendrasendra na inona fa mba tonitony koa ny tanàna amin’ny herisetra ataon’ny «Foroches” hatramin’izay niandohan’ny ramadany izay.
 
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT