Actualités

Antokotanitsara Anosizato


  • Alarobia 11 Martsa 2015

Lehilahy iray no nalentiky ny lakana omaly maraina teny Antokotanitsara Anosizato Andrefana. Nandeha niampita lakana izy no nivadika tampoka. Efa nanao ny famonjena rehetra ny mponina manodidina niaraka tamin’ny mpamonjy voina fa tsy mbola hita ilay rangahy. Raha ny filazan’ny olona dia ny lakandrano tototry ny fako sy ny tsikafona ary ny fasika no mahatonga ny rano miakatra.

Tratra I Bary Dominique

Tratran’ny mpitandro filaminana tany Maroantsetra i Bary Dominique, mpamilin’ilay mpandraharaha ara-bary Andry Rakotovao nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana tao Moramanga, fotoana maromaro lasa izay. Efa nanaovana fikarohana fatratra izy io ary efa nisy mpiray tsikombakomba taminy voasambotra ka efa nampidirina am-ponja . Ho fantatra amin’izay izany ny marina momba iny raharaha iny. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT