Actualités

Antoko TIM Hiatrika kongresy amin’ny 22 mey


  • Alatsinainy 18 Mey 2015

Mpizaika manodidina ny 3 000 no hanatrika ny kongresin’ny Antoko Tiako i Madagasikara eny amin’ny Magro Tanjombato ny zoma 22 mey ho avy izao, araka ny nambaran’ny birao politikan’ny antoko ny sabotsy lasa teo. Kongresy fahatelo ho an’ny Antoko TIM

 

 io ary voalohany taorian’ny niverenan’ny filoha mpanorina Ravalomanana Marc teo Madagasikara. Voalaza fa  tena solontenan’ny TIM manerana ny nosy no ho avy eo, ho avy eo koa ny lehiben’ny rafitra Distim, Comtim, Fokotim ary ireo kandida ben’ny tanàna avy amin’ny Tim manerana ny nosy. Hoporofoinay amin’io fa antoko matanjaka, manana ny maha izy azy ny Tiako I Madagasikara, hoy ireo mpitarika. Zavatra maro no dinihana mandritra ity kongresy ity, hoy hatrany ny fanazavana, ny dinam-piarahamonina, ny fametrahana ny birao politika nasionaly hitantana ny Tim amin’ny fe-potoana manaraka. Ankoatra ireo mpikambana TIM manerana ny nosy moa dia nasaina ihany koa ireo olona ivelany.


RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT