Actualités

Antananarivo sy ny manodidina Nizara bodofotsy 1000 ny STAR


  • Sabotsy 01 Jolay 2017

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika ankehitriny.

Betsaka anefa ireo tsy mba manan-kotafiana, indrindra fa ny zaza amam-behivavy sahirana ara-pivelomana,  antony nanosika ny Vondrona Star hanolotra bodofotsy mafana ho azy ireo. Faritra folo teto an-drenivohitra sy ny manodidina no nahazo tombontsoa tamin’izany ka bodofotsy miisa 1.000 no nozaraina. Anisan’ireny ny mponina tao Volosarika Ambanidia, Ambohipotsy, Ambohimitsimbina, Andranomena, Ambohitrimanjaka Ambodivoanjo, Ankaditoho Marohoho, Ampitatafika Ambohimpamonjy, Andranomahery Ankorondrano ary Ambodivonkely Ambohimanarina.  Tena nanohina mafy ireo fianakaviana sahirana niantefan’izao fanampiana izao moa ny fihetsiky ny vondrona Star izay notohanan’ny Consul de Monaco. Nanomboka ny talata 27 jona lasa teo ka hatramin’ny alatsinainy 3 jolay ho avy izao ny hetsika.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT